Tonga indray ny fotoanan'ny fifidianana (29 may 2024), hifidianan'ny vahoaka malagasy izay ho solombavany. 08 may 2024 no manomboka ny "propag(V)andy". Dia somokotra ery ry zareo mpiantsafidy manao ny fampielezan-keviny. Fa ny zavatra tsikaritra dia hatramin'izay nisian'ny propaVandy dia mandalo sy miserana ihany ry zareo eto ami'ny fokontany misy ny tena (ho lazaina amin'ny manaraka). Sono mobile araka izay maha-mobile azy izay no mandalo dia ny hany henonao dia hira an'ilay mpiantsafidy sy ny laharana misy azy ao amin'ny "biletà ionika". Dia lasa ny saina hoe inona moa izany no fandresen-dahatra avy amin'izany ka hahatonga ny vahoaka hifidy azy ireo.
vendredi 10 mai 2024
Inscription à :
Publier les commentaires (Atom)
Lalambe migodàna (Highway) Sinoa
Nahavita nanorina Lalambe migodàna tsy nandrava tanimbary sy dobo (heniheny) i Shina – ohatra iray mampitolagaga amin’ny fananganana fotodr...
-
Nahavita nanorina Lalambe migodàna tsy nandrava tanimbary sy dobo (heniheny) i Shina – ohatra iray mampitolagaga amin’ny fananganana fotodr...
-
Niteraka resabe tato ho ato indray ny kabarin'ny Prezidan'ny Repoblika nilaza fy ny olona tsy mampiasa ny jiro nozarainy no mitabat...
-
Ho aiza ianao Rafandrosoana no mirotoroto fatratra hikaroka ny tonga lafatra ? Ho aiza ianao Rafandrosoana no minia mikimpy maso tsy hahita ...

Aucun commentaire:
Enregistrer un commentaire